Antemoro Atsimo: voapetraky ny Fikambanana « Tana-manimbilo » ny Randriambe sy ny tovoany isan-tanàna

Publié le Mis à jour le

Fiarahamonina: Notanterahan’ny Taranak’Andriamarohala tao Manakara tamin’ny Zoma 22 Jolay teo ny  lanonana fanandratana ny Randriambe sy ny Tovoany, na ireo Lefiny iray isan-tanàna, ho an’ny Fivondronan’ny Antemoro Atsimo (ahitana ny Anteony, Antesambo, Antemahazo ary ny Antalaotra), .

Laisser un commentaire