Médiature sy ny Lalàna: nahavita dingana lehibe amin’ny alalan’ny Finday

Publié le

« Application mobile VIEN » novokarin’ny Médiature de la République miaraka amin’ny mpikirakira teknolojia malagasy (Vien Jean François Mozambique, Directeur Tech AID Madagascar),mba hisorohana ny tsy fahalalan’ny olona ireo Didy aman-dalàna manankery, tsy voatery ho amin’ny alalan’ny Gazetim-panjakana irery ihany intsony. Ampidirina maimaimpoana ao anaty finday, ho an’ny mpianatra Lalàna, ny matihanina isan-tsokajiny,  ary ireo mpisehatra rehetra eo amin’ny fandraharahana …

Laisser un commentaire