Ho tanterahana any Antsiranana ny Taom-baovao malagasy « Lohataona »

Publié le Mis à jour le

Voalazan’ny Komity mpikarakara (Malagasy Mampiray Firenena – MA.MA.FI) ny hetsika izay hatao ny 28 Septambra-01 Oktobra 2022, fa io no marimaritra iraisan’ny iFoko rehetra eto amin’ny Nosy taorian’ny Zaikabe izay niarahana sy ny fakan-kevitra nataon’ny Minisitera, mba ho fanandratana ny Firaisan-kinam-pirenena.

Laisser un commentaire