Sekoly orthodoxe « Platoni Academy » Andoharanofotsy: notokanan’i Papa Patriarka Theodoros II

Publié le Mis à jour le

Tsiahivina ihany fa Lehiben’ny Fiangonana Orthodoxe manerana ny Afrika ny Patriarka Theodoros II, ary fanintenony izy izao no nitsidika an’i Madagasikara.

Laisser un commentaire