Fanambarana sy soso-kevitra avy amin’Atoa Marc Ravalomanana

Publié le Mis à jour le

Manoloana ny savorovoro ankehitriny eo amin’ny fiainam-pirenena, dia nanao fanambarana ho an’ny Malagasy mba tsy ho very fanantenana amin’ny fihatrehana ny fahalovana iainana andavanandro. Fintininy amin’ny Teboka lehibe efatra mifantoka amin’ny Fifaninana demokratika izany.

Laisser un commentaire