Mitafa Siteny Thierry Randrianasoloniaiko
Manazavazava ato ny lehilahy ny lalam-pianan’izy sy ny vadiny, Rtoa Randrianasoloniaiko Nelly Mileva, izay maro tokoa no mbola tsy fantatra.
Kandidà ho Filoham-pirenena? « Hihaino ny feon’ny Vahoaka aloha vao manapa-kevitra. Efa resy loatra ny Malagasy! »