Tsy azo atao intsony ny manao famoriam–bahoaka sy hetsika tsy nahazo alalana
Maneho ny heviny ny solombavambahoaka Mahamad Ahmad sy ny minisitra sady kandidà filoham-pirenena teo aloha Paul Rabary, ary Heritiana Rasoamiaramanana, na Zaref.
Samy nahazo ny Naoty navoaka ny Minisiteran’ny Atitany avoakoa ny Governora, Lehiben’ny Distrika sy sy Préfet rehetra manerana an’i Madagasikara