Pr. Harilala Ranjatohery: Akademisiana, mpandalina Tantara,, mpanabe, mpikabary
Vahinin’ny Fandaharana « Dinika » ny Profesora Harilala Ranjatohery mpampianatra eny amin’ny Oniversite: « mila maka lesona foana amin’ny Tantara isika, … Taona sarotra ity taona ity »