Fihaonan’ny Depiote sy ny Governementa: mitohy ny olana eny Tsimbazaza
Ny tsy fahatongavan’ny mpikambana maro ao amin’ny Birao maharitra no antony nanaovana tsangan-tànana handravana ny fivoriana. Miteraka tsaho isankarazany.