JMJ Lisbonne 2023 [Portugal]: nanolotra fanampiana ho an’ireo Mpizaika ny Filoha Rajoelina
Andro maneran-tany ho an’ny Tanora katôlika hatrehan’ny Pape François: i Mgr Marcellin Randriamamonjy, Evekan’ny Fenoarivo-Atsinanana no nitarika ny delegasiona tao amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsirohitra.