Firenena, « Nation », « Etat-Nation »: inona izany?

Publié le Mis à jour le

Tsy dia maro loatra fa mafonja ny hevi-baventy novoizin’ireo boky nosoratan’ny manampahaizana malagasy tato anatin’ny taona vitsivitsy farany mikasika ny toerana misy ny Firenena ankehitriny.  Anisan’ireny ny:

  • « Histoire des régions de Madagascar » (Professeur Frédéric Randriamamonjy),
  • « Histoire de la construction d’une Nation« : Professeurs Manassé Esoavelomandroso, Helihanta Rajaonarison, RP Sylvain Urfer, …
  • Madagascar, « le défi de l’avenir »: Serge Zafimahova

Toa voafintina ato anatin’ity fandaharana hivahinianan’Atoa Tabera Andriamanantsoa, izay minisitra teo aloha ity ireo hevi-dehibe ireo.

Laisser un commentaire