Conférence de presse FFKM – 27 Septambra 2023

Publié le Mis à jour le

Miantso ny rehetra hitondra am-bavaka izy ireo fa efa mandeha ny fifampiresahana sy fifampidinihana amin’ireo kandidà sy ny ankolafin-kery politika. Io maraina io no nanao valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety izy ireo. « Aoka hanao vavaka iombonana isan’andro amin’ny 08 Ora alina ».

Laisser un commentaire