Antenimieram-pirenena: « tsy mitsanga-menatra tamin’ny kabarin’ny PAN, Christine Razanamahasoa »
Mametraka ny tenany ho « en réserve de la République » ary miantso ity Andrim-panjakana ity ho mpanelanelana hahamora ny fifampiresahana an-databatra boribory.