« L’invité du jour »: Voninahitsy Jean Eugène
Manazava ny tohin’ny Mihava Tour sy ny safidin’ny kandidà Siteny Randrianasoloniaiko, manazava ihany koa ny Paikan’ady sy ny tanjon’ny Collectif des candidats any amin’ireo Vahoakan’ny Faritra.