Ampela Manao Pôlitika [A.M.P]: ny Filoha Dr Brigitte Rasamoelina
Anisan’ireo vehivavy vitsy dia vitsy Lehibena Antoko pôlitika, ary efa Filoha Lefitry ny Congrès de la Transition i Dr Brigitte Rasamoelina. Efa kandidà ho Filoham-pirenena tamin’ny 2013, Minisitry ny Kolontsaina sy ny Asa tanana ihany koa.