Asa tànana: 32 millions d’Euros ny vokatra naondrana ny taona 2023
« Noelin’ny Asa-Tànana » – Salon des Métiers et de l’Artisanat eny amin’ny Seranam-piaramanidina iraisam-pirenena eny Ivato. Manazava ny Minisitra Sophie Ratsiraka: maro ny zava-baovao haranty eny.