Masiatsiaka ny Raiamandreny malagasy
Famelabelarana mamintina ny fomba fijerin’ny ARFM – Antenimieran’ny Raiamandreny ara-drazana – Foko malagasy ary iainan’ny Firenena malagasy amin’izao taona 2023 izao. Tokony ho fantatra mba ahazoana manaraka ny fivoaran’ny fiainan’ny tsirairay sy ny daholobe aoriana, ary mandray ny fanapahan-kevitra mifanandrify amin’izay tokony atao.
Vahinin’ny fandaharana: Atoa Rakotondrasoa Noël, filohan’ny ARFM