Fandroana andriaka: fomban’ny Foko Jiosy ANAKARA ao Vatomasina, Vohipeno
Iray amin’ireo Foko Antemoro ao amin’ny Faritra Atsimo-Atsinana ny ANAKARA; izay taranak’i Ali-Tawrath (« tompon’ny Torah », Baiboly jiosy) fantatra koa amin’ny anarana nogasiana hoe Ralitavaratra na Ramalitavaratra.