Rakotondrasoa Noël {Filohan’ny ARFM]: « ho mafy manomboka ny 07 Febroary ny tolona »

Publié le Mis à jour le

Efa voambaran’ny ARFM [« Antenimieran’ny Raiamandreny ara-Foko Malagasy »] tany aloha fa « mitohy fa mbola tsy tapitra akory ny Tolon’ireo Raiamandreny tia Tanindrazana tamin’ny 29 Mars 1947 eo anatrehan’izao fiainan’ny Malagasy izao« .

Laisser un commentaire