Vovonana mpanelanelana PAN-FFKM: hitady vahaolana miaraka amin’ny hery velona rehetra ao Tsimbazaza ny Sabotsy 23 Martsa 2024
« Hamaha maika ny olana miavosa mianjady amin’ny fiainan’ny vahoaka malagasy andavanandro no antony fivoariana », hoy ny Talen’ny Kabinetran’ny PAN. « Marary ny Firenentsika ! »