Monja Roindefo [MONIMA]: « toa lasa Firenena sous Protectorat i Madagasikara … »
Nandritra ny Fidirana pôlitika (« rentrée politique ») ny Antoko MONIMA tarihany no nanasongadinany ny fijeriny ny raharaham-pirenena. « Tsy handray anjara amin’ny Fifidianana ny antoko, fa ny mpikambana tsirairay izay mazoto hirotsaka dia afaka manao « combat de proximité », hoy ny Praiminisitra teo aloha Monja Roindefo.