Tanindrazana Ambohitrandriananahary: « misy nivarotra tany an-tsokosoko », hoy ny taranak’Andriana

Publié le

Vohitra misy an’Andriamananitany, izay rahalahin’ny Mpanjaka Andriamanelo (Alasora), no misy ity tranga voalaza fa mandika ny soatoavin’ny fiaraha-monina ity.

Laisser un commentaire