Faha-50 Taona ny « Ekipa Ankalazao ny Tompo »: notronin’ny Arsevekan’ny Kinshasa

Publié le Mis à jour le

Ny Filohan’ny Fivondronamben’ny Eveka rehetra eto Afrika sy Madagasikara, manao fitsidihana pastoraly eto amin’ny Nosy,  no niara-niombom-bavaka tamin’ireo mpino katôlika tao amin’ny Katedraly Md François-Xavier Antanimena, izay notarihan’i Mgr Jean Pascal Andriantsoavina, Evekan’Antsirabe,  mpiahy manokana ny Ekipa Ankalazao ny Tompo.

Laisser un commentaire