Base Toliara – Manazava Atoa isany Hery Rasoamaromaka sy Tinoka Roberto
Ny VP-AN sy ny Sekretera Nasionalin’ny TGV sady Governoran’Analamanga no miaka-tsehatra manazava izay mety tsy fantatry ny Olon-tsotra mahatonga ny savorovoro amin’ity tetikasa ity, noho ny tsy fahampian’ny fanazavana sy ny mangarahara.
Mpanolotra: ny mpanao gazety Nate sy Rado