Fanambarana fisaonana an’i Solombavambahoaka Jean Jacques Rabenirina
Raha ny fantatra dia voadonan’ny camion teo Tanjombato ny moto nitondra azy ka nitarika izao fahaafatesany izao.
Maneho ny fiaraha-miory ary mirary diononana deno ho an’ny Fianakaviany.