Manazava ny Fivoriana eny amin’ny Antenimierampirenena ny Depiote Fidèle Razara Pierre
Mikasa hanao Fanambarana iombonana ny Antenimiera miikasika ny fiainam-pirenena sy ny fanendrena Praiminisitra. Manome hafatra ny Filoha Rajoelina mikasika ny fitakian’ny vahoaka kosa i Fidèle Razara Pierre ho an’ny fahalalahana aloha, izay vao miroso amin’ny dingan’ny Rafitra.
Fanambaran’ny Vondron’ny Firaisamonim-pirenena