Résolution de la « Crise malgache » à la croisée des chemins: Souveraineté nationale ou « intrusion » extérieure »?

Publié le Mis à jour le



Natsahatra ny Lalàm-panorenan 2010’ny IVème  Repoblika sy ireo Rafi-panjakana rehetra, ankoatran’ny Antenimierampirenena,  (Governemanta, Sénat, HCC, HCJ, CENI, HCDDED,…), fa mitsangana ny Filan-kevitry ny Fanavaozana  (CONSEIL PRESIDENTIEL) misolo ny Filoham-panjakana hitondra mandritra ny roa taona fara-fahaelany.

Hambara tsy ho ela ny Governemanta vaovao sy ireo rafi-pandaminana samihafa.

Azon’ny Hetsi-bahoaka (tamin’ny alalan’ny Tafika) ny Lapam-panjakana Ambohitsirohitraa

Laisser un commentaire