Lapam-panjakana Iavoloha: Fanendrena ny Praiminisitra vaovao Rajaonarison Mamitiana Jeannot Ruffin
Manamboninahitra Zandary teo aloha, Administrateur civil (ENA France), efa Tale tao amin’ny BIANCO, sy Tale Jeneralin’ny SAMIFIN,miady amin’ny famotsiam-bola sy kolikoly, nisehatra teo amin’ny SADC ihany koa, nitolona teny an-kianja tamin’ny hetsi-bahoaka.