Naoty araka Asa avy amin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika

Publié le Mis à jour le

Tohin’ny Tatitra nataon’ny Fitsarana momba ny Kaonty (Cour des Comptes): manome toro-marika ny mpanara-maso ny fitantanana ny raharaham-panjakana (organes de contrôle): « Tsy maintsy enjehina ireo tompon’andraikitra rehetra tamin’ny volam-panjakana « very » mitentina 4.000 miliara latsaka kely !« .

Laisser un commentaire