13 Mey 1972

Faha-50 Taonan’ny 13 Mey 1972: mikarakara hetsika fahatsiarovana ny Oniversiten’Antananarivo

Publié le Mis à jour le

Tsiaro: JOBILY 13 Mai ’72 Malagasy


Irène Rabenoro:“Mila tia tanindrazana ny firenena”

« Mila tanora mahay sy mazoto miasa ary indrindra mazoto mianatra ny Firenena… , tsy manam-pitsaharana ny fianarana »

Ny mpampianatra mpikaroka ao amin’ny sampana anglisy eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo eny Ankatso, Irène Rabenoro, no voafidy ho mpandrindra ny Jobily volamena na faha 50 taonan’ny hetsika 13 mey 1972 ny 12 sy 13 may izao eny amin’ity oniversite ity.

13 MAI ’72 MALAGASY

Lire la suite »