ACMIL Antsirabe

« Hohatsaraina ny ACMIL (Akademia miaramila) ao Antsirabe », hoy ny Filoha Rajoelina

Publié le Mis à jour le

Namoaka manamboninahitra vaovao ny Sekoly mpanofana miaramila – Kidnapping tao Marotsipoy, Anjozorobe: novonoin’ireo jiolahy izy dimy mianaka nalaina ankeriny fa tsy nanana ny vola 200 Tapitrisa Ariary notakiana ho takalon’aina.

Maro ireo mpitondra Fanjakana ambony, na teto an-toerana, na any ivelany, nivoaka tao amin’ity Sekoly miaramila mampalaza an’i Madagasikara ity.