Akata zana-drazana

Akata Zana-drazana: Brice Christopher mpandrindra ny Fivondronan’ny Ampanjaka

Publié le Mis à jour le

Fandaharana manokana (11.11.2020) miompana amin’ny lanonam-pitokanana ny fanarenana ny Rovan’Antananarivo sy ny manodidina azy. Anisan’izany ny Finoana sy ny lovan-tsofin-drazana.