ambalavelona

Ambalavelona: mpianatra 20 tratry ny ambalavelona tao Imerimandroso, Ambatondrazaka

Publié le Mis à jour le

Nampatahotra sy nampisavorovoro ny  raiamandreny sy ny mpiara-monina tao amin’ny Distrika ity karazana « aretina », antsoina hoe « ambalavelona », miverimberina amin’ny toerana maro eto Madagasikara ity. Voalaza fa nisy trangan-javatra ohatran’io koa tao Mahajanga.