Andrianjaka
ANDRIANTSILAVONANDRIANA: Andafiavaratra, Tsimiamboholahy
Teraka: ANDRIATSILAVONANDRIANA/ « ANDAFIAVARATRA «
Mankasitraka ny rehetra tonga t@ fivoriam-be androany Asabotsy 10 Décembre 2022 !!
Indrindra ny fifankalalàna 
Misaotra indrindra ny tompon’ andraikitra nanome ny toerana, sy mbola namoha ny Rova!
Misaotra manokana ireo « conseils des sages » taloha, sy ireo vaovao vao nanolo-tena, ary koa ny coordonnateur.
Ho samy tratry ny taona ho avy iny daholo Tompoko.
Hindrana ilay teny voalaza teny:
Hitsikitsika ny tompon’ny tanàna !!
Mbola hita soritra eto amin’ireto Taranaka ireto ny endrik’ireo Razambe niandohana: ny Mpanjaka Andrianjaka, ary mbola talohany i Rangitamanjakatrimovavy. efa ho 500 Taona mahery izao, izay nipoiran’ny Mpanjaka hendry notahian-Janahary ANDRIANAMPOINIMERINA, na Imboasalama (Ny Ombalahibemaso) taty aoriana.
TATITRA:
Protégé : Fihaonambe – ILAFY 10 Décembre 2022
Ho fanomezam-boninahitra azy dia nomen’ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Naina Andriantsitohaina ny anaran’ny Mpandraharaha malagasy malaza Itompokolahy RANOHISOA Seth (sady efa mpikambana tao amin’ny Sénat) ny Arabe mirefy 2 kms eny Ankorondrano mihazo ny Marais Masay rahefa nahazo ny fankatoavan’ny Filankevitra monisipaly.



