Antaimoro
Fomba Antemoro: ny Sorabe sy Sakandro
Fomban-drazana Antemoro Anakara ao Vatomasina, Vohipeno, Faritra Fitovinany: fitsofan-drano, fifampiarahabana amin’ny Taona vaovao.
https://tanikomadagascar.wordpress.com/2020/01/28/ny-ziva-teo-aminny-fihavanana-malagasy/
Zafisoro – Antefasy : Restauration de la fraternité entre les deux tribus.
Mamintina ny niandohan’ny olana teo amin’ireo Mpiaramonina tao amin’ny faritry Farafangana i Atoa Tabera Randriamanantsoa, dia ireo Foko Zafisoro sy Antefasy izany.