constitution Etat régional
PSD sy Fifidianana 2023: Eliana Bezaza
Mamelabelatra ny Lalam-panorenana vaovao harosony ny Sekretera nasionalin’ny PSD, Rtoa Eliana Bezaza, manazava misimisy kokoa ny atao hoe « Etat Régional » ao anaty « Etat national », sy ireo rantsa-mangaika ao aminy avy sy ireo tombontsoa haterak’izany rafitra izany.