Episcopat Antanoimena
Général Lylison – Manodidina ny 07 Février 2009
Fanonganam-panjakana sa Tolom-bahoaka?
Manazava ireo tsikera marobe nahazo ny tenany ny Commandant (tamin’izany fotoana) Lylison René de Roland, izay manamboninahitry ny Zandarimaria nasionaly., lasa Governoran’ny Faritra Sofia tato afara.
Fidèle Razara Pierre, solombavambahoaka, mpanao gazety
Famakafakana manodidina ny fanazavan’ny Jeneraly Lylison René de Roland mikasika ny « Raharaha 2009 », ny vono olona teny Ambohitsirohitra. sy ny fikomiana miaramila