fanambadiana katôlika
Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara: « tsy miova ny lalàn’ny Sakramentan’ny Mariazy katôlika »
Mila fitandremana avy amin’ny tsirairay ny fampiasana voambolana sy ny fahalalana ny famaritana sy dikan’ny Teny. « 1 Tamin’ny voalohany ny Teny, ary ny Teny, dia tao amin’Andriamanitra, ary Andriamanitra ny Teny » (Joany 1, 1)
La doctrine sur le mariage ne change pas et la bénédiction ne signifie pas l’approbation de l’union.