Fandroana Andriaka

Fandroana andriaka: fomban’ny Foko Jiosy ANAKARA ao Vatomasina, Vohipeno

Publié le Mis à jour le

Iray amin’ireo Foko Antemoro ao amin’ny Faritra Atsimo-Atsinana ny ANAKARA; izay taranak’i Ali-Tawrath (« tompon’ny Torah », Baiboly jiosy)  fantatra koa amin’ny anarana nogasiana hoe Ralitavaratra na Ramalitavaratra.