FFKM Ampandrana sy tompon’andraikitra

FFKM sy ny PAN Christine Razanamahasoa ary tompon’andraikitra maro, nihaona tetsy amin’ny Foibeny eo Ampandrana

Publié le Mis à jour le

Naharitra 9 ora ny fihaonana nokarakarain’ny Filoha FFKM efa-dahy, ary nahitana ny Filohan’ny CENI sy ny mpiara-miasa aminy, ny PAN Christine Razanamahasoa,  Atallah Béatrice, ireo Olafitry ny Mpitsara sy ny Mpisolovava, ny Jeneraly Ramakavelo, ny Profesora isany Raymond Ranjeva sy Tehindrazanarivelo Alain, ny PAN teo aloha Jean Max Rakotomamonjy, sns …  Nihaona tamin’ireo Raiamandreny ara-drazana koa izy ireo taorian’izany.