Fikambanana ARB

Fetim-pirenena: hetsika « Faly fa Malagasy »

Publié le Mis à jour le

Anisan’ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny Dream’In, dia mandray anjara mavitrika amin’ny fanomezan-danja ny Fetim-pirenena ny Fikambanana ARB (Anjomara sy Rivo-Baovao) tarihan’Atoa Andry Raobelina.