Filohan’ny ARB
Tafaverina avy any Nosy Maurice ny kandidà Andry Raobelina: « …mitohy ny tolona, la guerre n’est pas terminée », hoy izy
Tsiahivina fa nihatrika fandidiana noho ny ratra nahazo azy tamin’ny hetsiky ny Collectif des candidats no antony nahavoatazona azy tao amin’ny hopitaly iray tao Nosy Maurice.