Governementa 2024 Ntsay Christian
Fanendrena ny governemanta vaovaon’ny praiminisitra Ntsay Christian
Lapam’panjakana Iavoloha: Alahady faha-14 Janoary 2024
Ny anaran’izy 27 mianadahy:
Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola : Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo
Ministeran’ny Fitsarana sady mpitana ny Fitombokasem-panjakana : Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana
Minisitry ny atitany : Tokely Justin
Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra : Razafindravahy Edgard
Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka : Randriamanantany Zely Arivelo
Minisitry ny Raharaham-bahiny : Rasata Rafaravavitafika
Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina : Andriamananoro Augustin
Minisitry ny Foloalindahy : Général de division Sahivelo Lala Monja Delphin
Minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany : Andriantsitohaina Naina
Minisitry ny Filaminam-bahoaka : Contrôleur Général de Police Rakotoarimanana Herilala
Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana : Ratohiarijaona Rakotoarisolo Suzelin
Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa : Dr Razafiarison Andriamanantena
Minisitry ny Fanabeazam-pirenena: Dr Marie Michelle Sahondrarimalala
Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny fanofanana arak’asa : Rakotondrazafy Lalatiana
Minisitry ny Mponina sy ny Firaisankina : Fomendraza Haingo Elisette
Minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana : Randriamandranto Joël
Minisitry ny Paositra, ny Fifandraisan-davitra ary ny Fampiroboroboana ny Haitao Ara-kajy Mirindra : Razafindramalo Tahina Michel
Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo : Jean-Baptiste Olivier
Minisitry ny Asa vaventy : Colonel Andrianatrehina Ndriamihaja Livah
Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetr’andro : Ramonjavelo Manambahoaka Valéry Fitzgerald
Minisitry ny Asa, ny Fampananan’Asa ary ny Asampanjakana : Razakaboana Hanitra Fitiavana
Minisitry ny Rano, ny Fahadiovana sy ny Fidiovana : Ravokatra Fidiniavo
Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga : Mahatante Tsimanaoraty Paubert
Minisitry ny Harena an-kibon’ny Tany : Rakotomalala Herindrainy Olivier
Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena : Resampa André Haja
Minisitry ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovainjafy : Fontaine Max
Minisitra Delege Misahana ny Zandarimariam-pirenena : Rakotondrazaka Andriatsarafara Andriamitovy
