HCDH

Médiature sy Zon’Olombelona: ny tsara ho fantatra

Publié le Mis à jour le

Manome Fiofanana ho an’ireo rantsa-mangaika eo amin’ny Filaminam-bahoaka sy manampariaka ny fahalalana ny zon’ny tsirairay eo anivon’ny fiarahamonina no himasoan’ity sampan-draharaham-panjakana ity amin’izao, izay tarihan’ny filohany Maitre Lala Ratsirahonana, ary tohanan’ny sampandraharahan’ny Firenena mikambana HCDH (Haut Commissariat au Droit de l’Homme).