Herilaza Imbiky
Raharaha volamena 49 kg tratra tao Comores
Nambaran’ny Minisitry ny Fitsarana, Imbiky Herilaza, fa tsy mbola fantatra mazava hatreto ny tena fihavian’ireto volamena tratra sy voageja ao Comores ireto. Misy ny fanokafana fanadihadiana sy ny fiaraha-miasa amin’ireo tompon’andraikitra komoriana.