Laka Andriana

Hetsiky ny Andriana Merina: mila mamerina ny Hasin’ny maha-olona

Publié le Mis à jour le

« Tsy handroso raha tsy misy ny fanajana ny soatoavina » hoy ny Lehiben’ny Fianakaviamben’ny Ampanjaka Ndriana Rabarioelina.


Tokony miverina andoharano isika Malagasy hoy ny Filohan’ny Laka Andriana, Rakotondrasoa Noël