Lalatiana Ravololomanana
Ben’ny Tanàna sy Tontolo pôlitika 2024
Olan’ny « Ordonnances » sy ny fanomezana zaraina ho amin’ny fifidianana:
Maneho hevitra ireo efa za-draharaha amin’ny fifidianana sy ny politika eto Madagasikara: Atoa isany Laurent Ramaroson sy Monja Roindefo, ary Ramatoa Lalatiana Ravololomanana
Lalatiana Ravololomanana: « Misy tsy mety ny drafitra IEM »
Ampahatsiahivin-dRtoa Lalatiana Ravololomanana, Filoha nasionalin’ny Antoko Manda ho an’ny Firaisam-pirenena, ireo hevi-dehibe maha samy hafa ny Veliranon’ny Mpanohitra tamin’ny 2014 sy ny Velirano tamin’ny fampielezan-kevitr’Atoa Andry Rajoelina, mahakasika ny tetik’asa IEM