MA.MA.FI

Protégé : Fibeazana: Fikambanan’Andriana: maro karazana

Publié le Mis à jour le

Cet article est protégé par un mot de passe. Pour le lire, veuillez saisir votre mot de passe ci-dessous :

Taom-baovao malagasy iraisana: K.M.T.M – MA.MA.FI

Publié le Mis à jour le

Fanambaran’ny Filankevitra fara-tampon’ny Fivondronan’ny Raiamandreny ara-drazana eto Madagasikara taorian’ny fankalazana tany Fianarantsoa.

Tetiandro 2021: Ampanjakao ny Fihavanana tsy hifamotika; hoy ny Tranoben’Imerina.

Vovonana MA.MA.FI

Publié le Mis à jour le

Ny MA.MA.FI dia Fikambanana antsoina hoe: « Malagasy Mampiray ny Firenena »

Nitondra voka-tsoa sy dingana ho amin’ny tanjona kinendrin’ny MA.MA.FI ny vovonana natao teny Ambohimanga ny volana septambra lasa teo (2017). Isan’ny zava-dehibe ny fanamoràna ny fampivondronana ireo ray aman-dreny ara-drazana rehefa misy fifampidinihana amin’ny fanatsarana ny hasim-piandrianana.

Noraisina ohatra tamin’izany ny olana ankehitrio izay hifamorian’izy ireo amin’izao fotoana hitadiavam-bahaolana. Vina napetraka ihany koa ny fifanotronana amin’ny fomba amam-panaon’ny isam-poko izay nahavitana dingana maromaro tao ho ao. Ezaky ny tsirairay ny famerenan-kasina ny fahendrena sy ny kolotsaina maha-gasy, tsy manakana velively ny fandraisana ny fivoarana vahiny anefa izany raha hay ny mampivady azy ireny amin’ny soatoavina efa ananantsika. Ny ady amin’ny vono kolotsaina izay tena ifotoran’ny fikambanana MA.MA.FI.


Azonao arahana eto koa ny: Antsiranana – La capitale du Nord abrite le « taom-baovao malagasy »

* Tantara miafin’i Madagasikara