ONU isan’ny Mponina
Isan’ny Mponina maneran-tany amin’izao fotoana
Efa mahatratra 8 Miliara, ary tena mitombo fatratra ka mampatahotra ny amin’ny ho avy. Ny any Azia sy Afrika no mitombo be sy haingana indrindra.