P.D.M.
Minisitra teo aloha Noro Harimisa Razafindrakoto:: manazava momba ny P.D.M
« Tsy Plateforme de l’Opposition ny Plateforme de Dialogue et de Médiation », hoy Rtoa Noro Harimisa Razafindrakoto izay Minisitry ny Fitsarana teo aloha, sady Mpampianatra Lalàna amin’ny Ambaratonga ambony.